ASA KONSOLARY

Ireto avy ny asa hazon’ny Sampan-draharaha Konsolary eto anivon’ny Masoivohon’i Madagasikara eto Washington D.C. atao :

 

        Fanamarihana manokana :

  • Ny raharaha konsolary rehetra eto amin’ny Masoivoho dia mila ampiarahina amin’ny dika mitovy ny karatra konsolary na ny nomeraon’ny karatra farafaha ratsiny.
  • Ny antontan-taratasy alefa paositra dia mila ampiarahina amin’ny valopy misy hajia amin’ny anaran’ny tompon’ny antontan-taratas sy ny adiresy hamerenana azy (USPS priority mail, UPS, FedEx or DHL).
  • Faharetan’ny fikarakarana : fito (7) andro fiasàna.
  • Fomba fandoavam-bola: vola, “money order”, “certified check”, na “company check” misoratra amin’ny anaran’ny “Embassy of Madagascar”.